✨NY HAVANA & OMDA ✨ Tantara vaovao, fiaraha-miasa vaovao.🤝

✨NY HAVANA & OMDA ✨

Tantara vaovao, fiaraha-miasa vaovao.🤝

Isan’ireo malagasy hisitraka tombotsoa amin’ity fiarahamiasa ity ireo artista, mpanakanto malagasy tsy ankanavaka manerana ny Nosy :
✅FIANTOHANA FIARA & MOTO
✅FIANTOHANA FISOTRON-DRONONO FANAMPINY
✅sns,

Tontosa ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny roa tonta nandritra ny Fivoriam-ben’ny mpikambana ao amin’ny OMDA ny 12 Febroary 2026 tao amin’ny Havoria Anosy.

“Ny Havana … tsara antoka, tsara tsinjo.”

#cmarnyhavana #omda #assurancemalagasy #mpanakanto