๐ ๐๐ญ๐ข๐ง’๐ง๐ฒ ๐ ๐๐ก๐๐ฅ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐
๐๐ ๐๐๐๐๐๐ dia manome voninahitra sy fankasitrahana ho an’ireo niady sy niaro ny fahaleovantenantsika,
ary manome toky fa hijoro ho Tranom-piantohana manakaiky ny taranaka ankehitriny sy ny ho avy.
Mirary fetin’ny ๐๐ ๐๐จ๐ง๐ feno firaisankina, filaminana ary fitiavan-tanindrazana ho an’ny malagasy rehetra !