✨Taona vaovao , Pejy vaovao ✨ 2026 : Tratry ny taona e! 🥳 Jan, 07, 2026 nyhavana fampahafantarana Taona vaovao , Pejy vaovao 2026 : Tratry ny taona e! Hitondra soa sy fanambinana ho antsika anie ity taona vaovao ity Indro ny firariantsoa avy aty amin’ny ekipa rehetra Ny Havana …”tsara antoka, tsara tsinjo.” #cmarnyhavana #assurance #madagascar